Endrey, tsara sady mahafinaritra raha ny mpirahalahy no miara-monina ” (Salamo 133:1)
ary dia nohamafisin'ny Ntaolo hoe: "Tsy misy olo-tsy miady fa izay to Fo mpamosavy"
Mahavelom-bolo tokoa ny mahita ny finiavan'ny tsirairay hitady vahaolana entina hamahana ity crise politique lava reny ity.
Isaorana ny Raiamandreny ao amin'ny FFKM , izay manao mahazo tsiny tsy manao mahazo tsiny, amin'ny fandraisana andraikitra ho fampihavanam-pirenena.