Madagascar Democraty42 min · .Marc Ravalomanana Hosamborina dia hogadr traduzione - Madagascar Democraty42 min · .Marc Ravalomanana Hosamborina dia hogadr Francese come dire

Madagascar Democraty42 min · .Marc









Madagascar Democraty

42 min ·

.


Marc Ravalomanana Hosamborina dia hogadraina indray ?

24/04/2015
Miala any indray ny antsojay atao amin’i Marc Ravalomanana. Tsikaritra fa niha mafy tato ho ato ny fanakanana indray ity filoha teo aloha ity amin’izay zavatra kasainy atao. Moa ve tena noho ny antony mahakasika ny fiarovana ny ainy no mahatonga ilay fanakantsakanana sa misy ambadika politika ?




Nosakanana

Vao maraim-be, omaly alakamisy, raha iny hikasa handeha hihazo an’i Toamasina iny, ny filoha Ravalomanana sy Ramatoa vadiny no notenenin’ireo miaramila mpiambina azy fa tsy mahazo miondrana hiainga indray Atoa Marc Ravalomanana. Gaga sy talanjona anefa izy fa vao ny alarobia 22 aprily 2015 no nahazo alalana avy amin’ny fitondram-panjakana fa mahazo mandeha mijery ifotony ny fahasimbana tao amin’ny orinasa Tiko Top sy Mana any Toamasina. Nomen’ny fitondrana herinandro mantsy izy ireo hanaovana « inventaire » ny fahasimban’ny fitaovana ao amin’io orinasa io, miaraka amin’ny solontenam-panjakana. Kinanjo iny izy niomana hivoaka maraina hamonjy any Toamasina iny no nosakanana indray, tsy nisy fanazavana fanampiny fa dia izay no baiko. Nipitrapitra sy nangahiahy izy nanao veloma an-dRamatoa Lalao Ravalomanana sy ny zanany vavy Sarah Ravalomanana izay tsy nihemotra fa nizotra hatrany nihazo an’i Toamasina.

Hosamborina indray ?

Mazava ny resaka eto fa dia mbola voageja sy toy ny migadra ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana. Tsy rariny ary tsy azo ekena izao endrika tsindry sy don-tandroka atao amin’ny filoha Ravalomanana sy ny mpiara-dia aminy izao, volana vitsy mialoha ny fifidianana kaominaly, hoy i Guy Rivo Randrianarisoa omaly. Nohamafisiny fa tsy mandray anjara amin’ny dinika fampihavanam-pirenen’ny FFKM aloha izy ireo. Ankoatra izay, manomboka mandeha indray izao ny feo fa hoe efa hisy fikononkononana fisamborana ity filoha teo aloha ity indray any ambadibadika any ka tanjona ny hifehezana azy tanteraka tsy hanao politika amin’ny alalan’ny fanagadrana tahaka ilay natao azy tany Antsiranana. Andrasana moa izay fanampim-panazavana avy amin’ny fitondram-panjakana momba ity raharaha Ravalomanana ity satria manomboka mivadika hafahafa ihany ilay
0/5000
Da: -
A: -
Risultati (Francese) 1: [Copia]
Copiato!








Madagascar démocrate 42 min · . Marc Ravalomanana a été arrêté et emprisonné à nouveau? 24/04/2015 Aller à la harcèlement contre Marc Ravalomanana. Il semble que cette interdiction est fortement augmenté au cours des dernières années dans cet ancien président prévoit. Faire pour des raisons relatives à la protection de la vie est causant des interférences ou politiquement motivé? Lutte tôt hier, jeudi, tout en contemplant va aller à Los Angeles, le président et son épouse Mme notenenin'ireo soldats pour le garder, mais je ne peux pas descendre à nouveau, M. Marc Ravalomanana. Mais il était sidéré mercredi 22 Avril 2015, a reçu l'autorisation du gouvernement qui vont Fondamentalement, la détérioration de l'entreprise Tiko Haut Mana à Toamasina. Semaine, le gouvernement parce qu'ils ne Inventaire »la dégradation des matériaux dans ce métier, avec des représentants du gouvernement. Mais comme il se préparait à sortir le matin pour livrer à Los Angeles il est bloqué à nouveau, il n'y avait aucune information qui était ce qui a été ordonné. Nipitrapitra et nangahiahy il dit adieu à Mme Jeux Ravalomanana et sa fille Sarah Ravalomanana dos, mais pas toujours dirigée en direction de Los Angeles. arrêté de nouveau? Il est clair que la question ici qui sont encore opprimés et emprisonné l'ancien président Marc Ravalomanana . Forme injuste et inacceptable de la pression et des cornes Don contre le président et ses alliés maintenant, quelques mois avant les élections communales, a déclaré Guy Rivo Randrianarisoa hier. Confirmant que participer aux négociations de réconciliation nationale FFKM premier. En outre, à partir de marcher à nouveau, la voix que ce était un complot visant à arrêter l'ancien président de nouveau en ambadibadika objectifs et politiques ne contrôle pas entièrement eux par l'emprisonnement, comme il avait fait à Sokoto. Attend à ce que des informations supplémentaires du gouvernement sur ​​cette question Ravalomanana depuis le début de l'intégrité impair





















Si prega di attendere..
 
Altre lingue
La definizione di supporto dell'utensile: Afrikaans, Albanese, Amarico, Arabo, Armeno, Azero, Basco, Bengalese, Bielorusso, Birmano, Bosniaco, Bulgaro, Catalano, Cebuano, Ceco, Chichewa, Cinese, Cinese tradizionale, Coreano, Corso, Creolo haitiano, Croato, Curdo (kurmanji), Danese, Ebraico, Esperanto, Estone, Filippino, Finlandese, Francese, Frisone, Gaelico scozzese, Galiziano, Gallese, Georgiano, Giapponese, Giavanese, Greco, Gujarati, Hausa, Hawaiano, Hindi, Hmong, Igbo, Inglese, Irlandese, Islandese, Italiano, Kannada, Kazako, Khmer, Kinyarwanda, Kirghiso, Klingon, Lao, Latino, Lettone, Lituano, Lussemburghese, Macedone, Malayalam, Malese, Malgascio, Maltese, Maori, Marathi, Mongolo, Nepalese, Norvegese, Odia (oriya), Olandese, Pashto, Persiano, Polacco, Portoghese, Punjabi, Rileva lingua, Rumeno, Russo, Samoano, Serbo, Sesotho, Shona, Sindhi, Singalese, Slovacco, Sloveno, Somalo, Spagnolo, Sundanese, Svedese, Swahili, Tagiko, Tailandese, Tamil, Tataro, Tedesco, Telugu, Turco, Turkmeno, Ucraino, Uiguro, Ungherese, Urdu, Uzbeco, Vietnamita, Xhosa, Yiddish, Yoruba, Zulu, indonesiano, lingua di traduzione.

Copyright ©2024 I Love Translation. All reserved.

E-mail: