Tena TSARA , KANEFA MAHAGAGA ihany! Ahoana moa no itenenan'ny polisy oe ry zalahy reo no nanafika teny ANOSIBE sy NAMONTANA sns .... kanefa reo jiolahy ireo MATY teo no eo tsy afaka nilaza oe zahay nanafika tary sy tary .Moa ve zany FANTATRY ny POLISY daolo ny identitény olona mpanafika sy ny toerana tafihina sa ve avy @ BASY tratra no tonga de afantarana AZY ??????