Ao @ lohany ny ati dohan'ny hendry , fa eny @ molony kosa ny ati dohan traduzione - Ao @ lohany ny ati dohan'ny hendry , fa eny @ molony kosa ny ati dohan Francese come dire

Ao @ lohany ny ati dohan'ny hendry


Ao @ lohany ny ati dohan'ny hendry , fa eny @ molony kosa ny ati dohan'ny adala . Ny vavan'ny maotona dia misy lakileany , ka tsy mamoaka afa tsy izay efa voadiniky ny sainy , fa ny an'ny mahay vava dia vavan dafaoro vaky ka manaha-tsetroka eran'ny vohitra . Ny teny aloaky ny vava dia ren'ny sofina misy saina , sady misy hery manasoa na manimba saina , nefa izay voavoaka tsy azo raofina intsony @ rivotra ; tsy iza fa ireny mahai vava ireny no mitondra afo @ lelany handoroana lazan olona ; mpiampanga tsy sahy fitsarana ; lakan jila mamitaka fom bahoaka hirendrika . Izay mino ny teniny @ zany , dia mahiratra baben ny jamba ka ho lavo @ tsy tongotry ny tenany ! Ny fahaizam bava tompoko dia mahatonga anao ho fahavalon'ny ao antranonao sy ho rafin'ny manodidina . Toa velona mba hikitra fotsiny ny olombelona ianao . Fietrena loatra izany , ka mihemora émoticône smile émoticône smile émoticône smile ! Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra
0/5000
Da: -
A: -
Risultati (Francese) 1: [Copia]
Copiato!

@ Chef de la tête creuse du sage, mais le cerveau fou @ tête des lèvres. La bouche de la tombe est la clé, et ne publie pas son esprit, sauf ce qui a été perçu, mais la langue et la bouche dafaoro pourrait se rompre et de la fumée dans tout le village. Les mots de la bouche aux oreilles de compréhension, et le pouvoir de bénir ou de l'esprit corrompu, mais qui manque ne peut être ramassé à nouveau @ vent; aucun mais ceux qui écoutent ces anneaux de feu @ langue personnalités de brûlures; la poursuite n'a pas osé à la cour; conduit Ajil trompeuse incendie publique naufrage. Qui croire en la parole de vue @ zany aux aveugles et tomber @ pieds eux-mêmes! Le maître bouche spirituelle qui fait de vous un ennemi des maisons et des structures environnantes. Comme les humains ne vivent que d'Akita. Trop humiliante retraite émoticône sourire émoticône Smile Smile émoticône! Une bonne journée pour nous tous
Si prega di attendere..
 
Altre lingue
La definizione di supporto dell'utensile: Afrikaans, Albanese, Amarico, Arabo, Armeno, Azero, Basco, Bengalese, Bielorusso, Birmano, Bosniaco, Bulgaro, Catalano, Cebuano, Ceco, Chichewa, Cinese, Cinese tradizionale, Coreano, Corso, Creolo haitiano, Croato, Curdo (kurmanji), Danese, Ebraico, Esperanto, Estone, Filippino, Finlandese, Francese, Frisone, Gaelico scozzese, Galiziano, Gallese, Georgiano, Giapponese, Giavanese, Greco, Gujarati, Hausa, Hawaiano, Hindi, Hmong, Igbo, Inglese, Irlandese, Islandese, Italiano, Kannada, Kazako, Khmer, Kinyarwanda, Kirghiso, Klingon, Lao, Latino, Lettone, Lituano, Lussemburghese, Macedone, Malayalam, Malese, Malgascio, Maltese, Maori, Marathi, Mongolo, Nepalese, Norvegese, Odia (oriya), Olandese, Pashto, Persiano, Polacco, Portoghese, Punjabi, Rileva lingua, Rumeno, Russo, Samoano, Serbo, Sesotho, Shona, Sindhi, Singalese, Slovacco, Sloveno, Somalo, Spagnolo, Sundanese, Svedese, Swahili, Tagiko, Tailandese, Tamil, Tataro, Tedesco, Telugu, Turco, Turkmeno, Ucraino, Uiguro, Ungherese, Urdu, Uzbeco, Vietnamita, Xhosa, Yiddish, Yoruba, Zulu, indonesiano, lingua di traduzione.

Copyright ©2024 I Love Translation. All reserved.

E-mail: